Sœurs du Christ
-
Fivahinianana masina nataon'ny delegasionan'ny Maseran'i Kristy tany Chillan
Hofahatsiarovana ny tantara ho antsika sy hisaorana an’Andriamanitra noho ny lova misionera navelan'ireo Maseran’ny Providence avy any [...]
- CHILI
-
Fanitarana ny librairien’ny diosezy Ihosy
Amin’izao fotoana izao dia i Masera Kristy no miasa sy miandraikitra ny librairie.
- Madagasikara
-
FANDALOVAN’I RAHAVAVY ARMELLE RASOARIVELO TATY REQUEGUA 1996 - 2011
Tsy isalasalana fa namela marika tsy hay fafana ny diany naharitra sy midadasika nandritra ny fotoana nandalovany tao amin'ny [...]
- CHILI
-
Nifarana ny fankalazana ny faha 40 taonan’ny lisea Pierre Chanel
Ny andro voalohany, nisy ny diabe namakivaky ny tanana niarahan’ny mpanabe sy ny mpianatra. Fifaninana ara-panatanjahan-tena kosa ny tolakandro.
- Madagasikara


