toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena

« ... manatanteraka ny fanirahana antsika, toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena isika ampiraisin'ny fatoram-pitiavana sy ny fanekena ... » (làlam-panor 10)

TAOM-PIKATROHANA SY FIVERENANA ANDOHARANO 2016-2017

mandritra ny herintaona, masera dimy no niaina ity dingana lehibe ity 

Lire la suite…

2018 TAONA IRAY HO AN'NY ANDRANA IRAISAM-PIRENENA Sy ‘'iverenana amin'ny loharano sy ny tantaran'ny Fikambanana''...

Alohan'ny hanaovana ny voady farany, Ireo masera tanora vita voady ara-pe-potoana dia niaina tany amin'ny firenena maro samy hafa : FRANTSA, MADAGASIKARA, CHILI

Lire la suite…