Fiofanana fampisantarana ara-pedagojia, tao Ambatolampy izay nomen-dry Masera : Marie Luc, Jusitne Vololona, Josiane Lucette, Jacqueline, Lydia Soa, sy Rollande Emma. Natokana ho an'ireo maser vao nivoaka ny novisia, ireo tanora mpiantra asa, sy ny mpampianatra laika vaovao. Nosokafana ho an'ny fikambanana hafa ihany koa izy ity ka nahatratra 50 teo ny mpiofana.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
TENY FANEVA ENTINA MANDRITRY NY TAOM-PIANARANA 2013-2014
“Mitory ny vaovao mahafaly amin'ny fampianarana sy ny fanabeazana, ny ankizy sy ny kolontsainy. Entanim-pinoana mampirindra , manatsara ny fifandraisana ao amin'ny fanabeazana, hampijoro ny maha-olona manontolo ho tompon'andraikitra”
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina