Ny tantaran'ny Fiombonantsika dia maka toerana eo amin'ny tantaran'ny an'ny vahoakan'Andriamanitra,ny Fiangonana...Misterin'ny Fanekem-pihavanana amin'Andriamanitra sy ny olombelona ao amin'i Kristy. Ny ezaka fampivondronana mba vitantsika dia fitaovana entiny hampandrosoana ny asany ....
‘HAMPIVONDRONA NY ZAVATRA REHETRA AO AMIN'NY FILOHA TOKANA : I KRISTY' (Eph. 1,10)
(Lalàm-panorenana - Zava-niseho mpanorina)
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Fotoana iray handalinana ny fahalalàna ireo Mpampianatra ara-panahy sy ireo fikambanana nipoirana izay nitambatra tamin'ny taona 1976... 6 volana hamangiana ireo ‘'toerana mitahiry fahatsiarovana'', ao Frantsa sy Italia... eo ihany koa ny fidirana amin'ny kôminôte sy izaràna ny fianinany sy ny iraka sahaniny...
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena
« ... manatanteraka ny fanirahana antsika, toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena isika ampiraisin'ny fatoram-pitiavana sy ny fanekena ... » (làlam-panor 10)
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
Hatramin'ny 9 taona, ny vondron'ny AMIF (Amitié Madagascar / Ile de France) mampiroborobo asa feno firaisan-kina miaraka amin'ny manam-pahefana ao an-toerana sy ny les Soeurs du Christ : ''Rano, aina''
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena