Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

60 taona nahatongavana taty Madagasikara !

Niala an'i Frantsa ny taona 1961 hanatontosa ny asam-pitoriana any Madagasikara i masera Françoise Marie Rey Nampianatra nadritra ny 11 taona izy avy eo niandraikitra ny masera tanora malagasy nandritra ny 17 taona. Hatramin'ny taona 1989 dia mikarakara ireo ankizy ao amin'ny trano fitaizana zaza kamboty Faratsiho izy. Nahatratra ny faha-80 taonany izy, nankalaza izany tsingerin-taona izany ireo ankizy kamboty.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

CHILI : HO AMIN'NY ASAM-PANIRAHANA VAOVAO

Kôminôten'ny Puente Alto. Ry Masera : María Elena Vega, Emma Razafindravelo ary Mirella Riquelme no ao amin'io Kôminôte io. Nipetraka tao Puente Alto ny 1 Jolay 2011 hatramin'ny 4 Marsa 2015 izahay.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

« Tsy Ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo ... » Tamin'ny alalan'io andihan-dahatsoratra Masina io no nanovozan'i masera Florence ny Hery amin'ny fanolorany ny fianinany manontolo ho an'Andriamnaitra ny 10 may 2014, tamin'ny alalan'ny voady mand

Ny fankalazana dia nanomboka tamin'ny 10 ora tamin'ny alalan'ny Sorona Masina, notarihin'ny Monsenera Emmanuel Bshu, evekan'i Buea. Mandray mandrakizay ny mpikambana iray dia tena harem-pahasoavana lehibe ho an'ny Camerour manokana sy ho an'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ manontolo. Manohy mivavaka ho an'i masera Florence isika ary misaotra an'Andrimanitra amy ny fo manontolo ho an'ny fianakaviany izay nanohana azy tamin'ny famaliana amy fomba manokana ny antson'Andriamanitra.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Faly nandray mpikambana vaovao ao amin'ny fikambanany ny Soeurs du Christ any amy faritra Cemeroun.

Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

VAOMIERAN'NY FAMPIANARANA SY FANABEAZANA ETO MADAGASCAR

TENY FANEVA ENTINA MANDRITRY NY TAOM-PIANARANA 2013-2014 “Mitory ny vaovao mahafaly amin'ny fampianarana sy ny fanabeazana, ny ankizy sy ny kolontsainy. Entanim-pinoana mampirindra , manatsara ny fifandraisana ao amin'ny fanabeazana, hampijoro ny maha-olona manontolo ho tompon'andraikitra”

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Nanentana ny fihaonan'ny Fiombonam-paritry ny relijiozy ny kôminôte Longavi : niompana tamin'ny lohahevitra « Ekôlôjia ».

Relijiozy lahy sy vavy 17 avy amin'ny Fikambanana samihafa manerana ny distrika no nandray anjara.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Akon'ny Jobily Volamenan'ny Kolejy Masimbavy Chantal-Soanierana

Ahoana indray ny fahatsapan'i Mendrika ny fizotry ny Fety ? Mitovy amin'izay efa voalaza teo aloha ihany fa saingy ny tiany nasongadina indrindra dia izao : “Nampiombona ny olon-drehetra tao anatin'ny hafaliana sy ny tsikitsiky ny Fety. Nanampy anay hiaina sy hanamafy ilay lohahevitra hoe : “FIANAKAVIANA MIHAVAO HATRANY”.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Tamin'ny 2012, nankalaza ny faha-25 taonany ny kôminôte-n'i Longavi.

Ny 22 desambra 2012, nankalaza fety ny paroasin'i Masindahy Laurent-n'i Longavi : solontenan'ny fiangonana maro avy any ambanivohitra, mponin'I Longavi, solontenan'ny relijiozin'ny faritra, ny “Associés”- n'i Longavi ary ny ampahany maro tamin'ny Soeurs du Christ teo amin'ny Provinsy no niara-niangona nisaotra an'Andriamanitra noho ny 25 taona nipetrahan'ny Soeurs du Christ teo amin'ny kôminina.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Tamin'ny volana desambra 2012 lasa teo no tonga teto Frantsa ireo masera tanora malagasy, miisa 11 mirahavavy.

Hafaliana ho an'ny provinsy Erôpa ny mandray azy ireo. Tsy ho ela dia ho avy ihany koa ny masera iray kameronezy hanao ny andram -piainana iraisam-pirenena eto Frantsa sy Italia.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Ny 14 hatramin'ny 16 septambra 2012

Taorian'ny tany Vézelay tamin'ny 2008, dia nihaona tany Mazille indray ny vondrona avy any Dordogne, Picardie, faritra Lyon. Nanamarika izany ny fifampizarana, vavaka, fiaraha-misakafo.

Rattaché à Tahiri / Misongadina