Miaraka izahay no mahatsapa ny fisiana sy ny asan'ny Fanahy Masina :
hery tsy nampoizina sy naha-verihevitra indraindray, izay hany tokana afaka mamondrona ny Fikambanana samy hafa fihaviana ao anatin'ny fanajana ny fahasamihafana ary ny fandraisana ny harem-panahin'ny tsirairay.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
fomba manokana anarahan-dia an'i Jesoa Kristy...
Tahaka ny fanomezam-pahasoavanay, ny fiainam-panahinay dia mipoitra avy amin'ny tantaram-pivondronanay.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
nasesiky ny Fanahy Masina
nankaherezin'ny Fiangonana
ny fikambanana fito izay namaka nandritra ny taonjato telo dia nifanatona dieny 1967
mba hahatongavana amin'ilay FEDERASIONA ny taona 1969
ary NY FIOMBONANA ny taona 1976
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
Tao Nkongsamba no nihaona ny masera rehetran'ny Reziô Cameroun ny 14 Nôvambra.
Eo am-panombohana ny fe-potoam-piasany ny Fitondrana Jeneraly,tonga taty Cameroun Masera Emérentienne, Lehibe Jeneraly, sy Masera Claudie, Mpanolon-tsaina mba hihaona amindry masera any amin'ny toerana anatanterahany ny asam-panirahana sy nametraka amin'ny andraikiny ny Lehibe Reziônaly vaovao, Masera Mamy Viviane, sy ny mpanolon-tsaina azy.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Aza hadinontsika ny tenin'i Md Jean de la Croix hoe:"ny fitiavana no hitsarana antsika amin'ny faran'ny fiainantsika" (Papa Fransoa- Ny endrikin'ny famindram-po)
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
"Sokafy ny masontsika hijery ny fahorian'izao tontolo izao, ny ratra... ary mahatsapa ho voaantso ve isika handre ny tarainan'izy ireo mitady fanampiana... "
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
33 ny mpandray anjara avy any : Cameroun, Chili, Madagasikara, Angleterre, Belgique, Italie, Frantsa ; tonga hifanakalo hevitra mikasika ny zava-misy any amin'ny tany niaviany sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana.
Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina