Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 323 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Mivavaka amin'ny Fanompoam-pivavahana mitataovovonana any amin'ny hopitaly?

Ny mivavaka amin'ny ora masina ao amin'ny hopitaly dia ny mahatsiaro fa i Kristy dia tena eo amin'ity toerana ity miaraka amintsika, dokotera, mpikarakara, mpiasan'ny fitantanana na marary.

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

Mizara

"raisintsika ny aina, ny hafa, izao tontolo izao sy ny soaioaviny, tsy hoe mba hananana azy, fa toy ny fanomezana HOZARAINA." (Fitsipi-piainana 35)

Rattaché à Iza moa isika? / Ny asam-panirahantsika

Mpanao jobily 4 tany Bretagne

Jobily tao Merdrignac andry masera Anne Marie sy Madeleine, nanavao ny voady izy ireo taorian’ny 70 taona nanononana azy ! Masera Marie Etienne sy Christiane, taorian’ny 60 taona ny fiainana maha relijiozy azy ireo !

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

mpiara-miasa

Rattaché à Fikirana

Nanentana ny fihaonan'ny Fiombonam-paritry ny relijiozy ny kôminôte Longavi : niompana tamin'ny lohahevitra « Ekôlôjia ».

Relijiozy lahy sy vavy 17 avy amin'ny Fikambanana samihafa manerana ny distrika no nandray anjara.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Nankalaza ny faha-49 taona izahay tamin’ny lamesa fanirahana ny Solontena sy ny ekipany aty Chili.

Ny 27 Desambra dia daty tena manan-danja ho an'ny Fikambanana. Rehefa mankalaza ny faha-49 taonan' ny Masera’i Kristy - Union Mysterium Christi isika ary miditra amin'ny taonan- Jobily amin'ny faha-50 taonan'ny fikambanana, tao amin'ny ' ankohonam-piainan’i La Florida, dia mankalaza ny fanirahana ny Solontena sy ny ekipany ihany koa izahay.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili

Nifarana ny fankalazana ny faha 40 taonan’ny lisea Pierre Chanel

Ny andro voalohany, nisy ny diabe namakivaky ny tanana niarahan’ny mpanabe sy ny mpianatra. Fifaninana ara-panatanjahan-tena kosa ny tolakandro.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara