Jiro manazava ny dianay
« Mitady sy mahita an'Andriamanitra ao amin'ny zava-drehetra »
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
Jiro manazava ny dianay
Tsy oha-pitondran-tena alain-tahaka aloha i Kristy. Ao Aminy izahay dia ho toy
“ny rantsan-kazo ho an'ny hazo”, toy
“ny ony ho an'ny renirano”.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
Jiro manazava ny dianay
Tsy miteny afa-tsy zavatra iombonana Andriamatoa Vincent...fa ny asa mivantana sy ny fomba fiteny no nasandrany avo.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?
Jiro manazava ny dianay
Tamin'ny batemy, ny olona rehetra dia antsoina ho amy ny fahamasinan'Andriamanitra izay nanao fanekem-pihavanana taminy.
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?