Tamin'ny 6 Aogositra, fetin'ny Fiovan-tarehin'i Kristy, taty Eoropa,
día maro ireo ankohonam-piainana sy mpiara-miombon’antoka nankalaza
ny fanokafana ny Taon- jobiln'ny faha-50 taonan'ny Fikambanan'ny Maseran'i Kristy.
Ity zava-mitranga ity día vao mainka mamirapiratra rehefa raisintsika ho toy
ny fetin'ny Fikambanana, mandritra ny tantarantsika!
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona