Ny Delegasionan’i Chili mankalaza izao hetsika fankasitrahana izao miaraka amin’ny Fiangonana, ato amin’ny paroasn’i Graneros, ny alahady 23 aogositra 2026!
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Chili
Fifandraisana
CAMEROUN : chimngue06@gmail.com
SILIA : mariaelenavega555@gmail.com
EOROPA : mchlandry@yahoo.fr
MADAGASIKARA : ravaoarisoasimone@yahoo.fr
taty MADAGASIKARA : Soeurs du CHRIST
101 AMPARIBE
ANTANANARIVO
"Mihamafy ny fifamatorana amin'ny fizarana traikefa amin'ny hafa, ary miaraka amin'izay koa, mampanankarena antsika amin'ny fandraisana ny fiainan'izy ireo amim- pankasitrahana." (María Luisa)
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Fikambanana
Hofahatsiarovana ny tantara ho antsika sy hisaorana an’Andriamanitra noho ny lova misionera navelan'ireo Maseran’ny Providence avy any Corenc,frantsay, izay tonga tao Chillan tamin'ny 1903.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Chili