Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 320 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Fifandraisana

SOEURS DU CHRIST CONGREGATION: srchristsecre@orange.fr CAMEROUN Masera Solange : solangeravao@gmail.com SILIA Masera Maria Luisa : mluisasc@yahoo.fr EOROPA Masera Marie Aimée : mamagnier@yahoo.es MADAGASIKARA Masera Marianne Secrétariat : landyrivo15@gmail.com ======== taty MADAGASIKARA : Soeurs du CHRIST 101 AMPARIBE ANTANANARIVO www.soeursduchrist.fr

Rattaché à Tahiri

Fihaonambe Faratampony andiany faha-8 n'ny Soeurs du Christ ny 22 jona hatramin'ny 17 jolay 2015 -

33 ny mpandray anjara avy any : Cameroun, Chili, Madagasikara, Angleterre, Belgique, Italie, Frantsa ; tonga hifanakalo hevitra mikasika ny zava-misy any amin'ny tany niaviany sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana. Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Fihaonan'ny Soeurs du Christ, Provinsin'i Chili, ny 8 janoary 2013

Nandritra ny taona, nasaina hifidy tao amin'ny Evanjely, izay lahateny manampy azy handalina ny toetran'i Jesoa amin'ny rehetra, indrindra ny fifaneraserana amin'ny hafa sy ny fifanampiana ny masera.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

Fihofanana momba ny fifandraisana

ny 17 ka hatramin'ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Fikambanana

“Miaraka, Andao handeha lavidavitra kokoa” “... dia hanao dingana vaovao amin'ny maha VATANA iray « Sœurs du Christ » antsika isika. Ary hihaino tsy tapaka hatrany ny antso mba "hielipatrana", "hanitatra ny ambaindain’ny lasintsika" ». Miara-miditra ankafaliana lehibe, feno hevibaovao maro, amin'ny fankalazana ny faha-50 taonantsika isika.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona

Fiofanana mitohy FARITANIN'I MADAGASIKARA

"Mandray anjara amin'ny iraka ampanaovin'i Kristy", no ampahany fahatelo amin'ny fitarihana ao amin'ny Sapitra Ankapobeny faha-9 2022.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

Fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Marie-Armelle

Tao anatin'ny faha-84 taonany izy, anisan'izany ny 62 taona fiainany ny maha relijiozy nomeny an'i Kristy sy ny Fiangonana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

"Mampitombo ny tsimoky ni fiombonana sy ny fanantenana efa eo amin'ny toe-piainan'ny olombelona... mitory an'i Jesoa Kristy, Lalan'ny FAMPIHAVANANA"

Rattaché à Slider