CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe

"Ny fanabeazana no fiadiana mahery vaika afaka ampiasainao hanovana izao tontolo izao "
(Nelson Mandela)

"i Nelson Mandela no nilaza io, ary azontsika hamarinina fa  "ny fanabeazana" no manampy antsika bebe kokoa mahazo izao tontolo izao izay onenantsika sy izay mitranga manodidina antsika, amin’ny lafiny maro fa tsy araka izay tantaraina amintsika fotsiny.

Afaka lazaina ihany koa fa ny  "fanabeazana" manampy tokoa amin’ny famolavolana marina  tena olona ary izy ireo no hanova ny tontolo, tsisy herisetra fa amin’ny fahalalàna.

Ny nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe, angatahantsika amin’n’Andriamanitra mba ho tanteraka izany.

Sambatra aho afaka mamafy voa iray ao amin’io sehatry ny fanabeazana io na dia tsy mora mandrakariva.  Antson’Andriamanitra iray ary manana adidy hino ao amin’io vina io isika ary manampy hino, izay mitaky fampanantenana tsy fivadihana sy firotsahana.

Masera Emma Espérance