DELEGASIONA EOROPA : Aangletera - Frantsa - Italia — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

DELEGASIONA EOROPA : Aangletera - Frantsa - Italia

Fifandraisana Eoropa : >>>> mamagnier@yahoo.es

Ny 3 Jolay 2018 : « FANANGANANA NY PROVINSY EOROPA HO DELEGASIONA,

Eo ambany fiandraiketan’ny Lehibe Jeneraly mivantana sy ny mpanolon-tsaina azy : ny Delegen'i Eoropa dia ny Masera Claudie sy Marie Aimée.

Miasa amina kôminôte  19 ry masera

 

Eo anivon’ny fahasamihafan’ny fanomezam-pahasoavana dia samy mandray anjara amin’ny asam-panirahana, araka ny fahafahany ny tsirairay amin’ny vavaka sy ny asa na salama na marary’ (Lalamp 10)

 

  • fisiana eo anivon’ny amin'ny mpianatra vahiny, mpitsoa-ponenana, tsy manan-kialofana,
  • fisiana eo anivon’ny zokiolona
  • ny fisian'ny fikarakarana pastoraly any an-tsekoly sy hopitaly
  • eo amin’ny faritra be mponina sy ahitana kolontsaina maro
  • fanabeazana sy fandraisana mikasika ny ara-panahy

 Ny trano fandraisam-bahiny ao Roma (Italia)

Anelanelan'i Basilikan'i"Sainte Marie Majeure" sy "Saint Jean de Latran",
Tsy lavitra ny "Colisée" sy ny "Place de Venise",
Mora ny fandehanana mankany raha avy eo amin'ny garan'i "Termini" (amin'ny bus na metrô)

Trano sy foibe ara-panahy tao Epernon (Frantsa)

Ny tetikasantsika