Rahavavy May MAGENIS
Rahavavy May MAGENIS
« Ma nourriture c’est de faire la volonté de Celui qui m’a envoyé et d’accomplir son œuvre » (Jn 4,34)
Avy amin'ny fianakaviana lehibe ao Irlandy Avaratra, Rahavavy May dia niditra tao amin'ny Relijiozin'ny Lakroan'i Saint Quentin tao Angletera. Nanolotra ny ainy ho an'ny Tompo sy ny Fikambanana izy tamin'ny alàlan'ny asa fanompoana maro: mpampianatra, mpitahiry volan’ny faritany, avy eo lehibe teo an-toerana talohan'ny nidirany tao amin'ny ankohonam-piainan'i Sittingbourne tamin'ny jona 2016.
Rahavavy May día nisedra aretina naharitra ela.
Misaotra noho ity fiainana lava tamim-pahatokiana ity ato anatin'ny fiainana voatokana isika.
Miombom-bavaka amin'ny fianakaviany, ny ankohonam-piainany ary ny Faritra Eoropa isika.
Mey 15, 2026
Congrégation des Sœurs du Christ
