Vincent de Paul (1581 – 1660) — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Vincent de Paul (1581 – 1660)

Saint Vincent de Paul

Tsy miteny afa-tsy zavatra iombonana Andriamatoa Vincent…fa ny asa mivantana sy ny fomba fiteny no nasandrany avo.

Ilay Kristy araky ny tantara, ilay voairaky ny Ray mba hamonjy ny olona no nobanjinin’i Vincent de Paul

Ny Fiangonana dia mampisy, manohy ny asan’i Kristy. Tsy maintsy mifanaraka amin’ny fomba fanaon’i Jesoa, mitafy ny Fanahiny àry izy amin’izany.