Ignace de Loyola (1491-1556) — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ignace de Loyola (1491-1556)

Portrait d'Ignace de Loyola (détail) Photo DR

« Mitady sy mahita an’Andriamanitra ao amin’ny zava-drehetra »

Mibanjina an’i Kristy ara-tantara teo amin’ny asany, ny fihetsiny, ny toerana nipetrahany i Ignace. Ny fanarahana ny dian’i Kristy amin’ny maha-olona azy no mitarika haniry ny « toe-po nananan’ ny Tompo… mba hitiavana Azy sy hanompoana Azy tsaratsara kokoa."

Ny fikatsahana am-panetren-tena izay sitrak’Andriamanitra “eto ary izao ankehitriny izao” dia mitaky toetra fototra, fahalalana anaty sy fahavononana tanteraka amin’Andriamanitra mba hamaliana ny fitiavany ary hanoloranay tena misimisy kokoa amin’ny fanompoana Azy.