Ny dingam-piofanana — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ny dingam-piofanana

Ny Postulat 

  2020 11 Entrée au Postulat - Bambui - Cameroun

2020 -2021 : NY FIAINAN’NY POSTULAT (MADAGASCAR)

Ny nôvisia (2 taona) : fotoana ianarana ny fiainan-drelijiozy, ny vavaka, ny fiainana ao amin’ny ankohonam-piainana izay miafara amin’ny firotsahana ao amin’ny fikambanana , mandritra ny 3 taona izay azo havaozina ary ny fanirahana ho an’ny amin’ny kôminôte.

2018 / 2019 Ny nôvisia (Kamerona)

2020 Ny nôvisia Kamerona (Video)

Ny taona manaraka ny nôvisia (6 ka hatramin’ny 9 taona) : fotoana fizarana ao amin’ny Fikambanana sy ny fanamafisana ny fiantsoan’Andriamanitra izay miafara amin’ny fanaovana voady mandrakizay.

    main souris 2.jpg JUNIORAT : Taona iray hihofanana, hihomanana alohan'ny voady farany

        2019 VAOVAON’I JUNIORAT ANY MADAGASIKARA

     main souris 2.jpgTAONA IRAY HO AN’NY ANDRANA IRAISAM-PIRENENA Sy ‘’iverenana amin’ny loharano sy ny tantaran’ny Fikambanana’’  :    2016    MASERA MARIE BÉNÉDICTE... TANY CHILI !

                                                   2017    MASERA CHIMENE .... TANY CHILI !

                                                           2018     tany FRANTSA, MADAGASIKAR, CHILI...

                                                                  2019 tany KEMERONA, tany CHILI, tany EOROPA.....

                                                                      VIDEO