Ny Fihaonambe faratampony 2-22 /08 / 2022 (L'Ile Blanche-FRANTSA)
Rattaché à
News
Ankoatra ny fankalazana ny Fiovan-tarehy an'i Jesoa Kristy Tompontsika, tamin'ny 6 Aogositra, dia nankalaza ny faha-50 taonan'ny fikambananay tao Epernon izahay.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Europe