Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Lahika Mpiara-dia

Rattaché à Tahiri

Marsa 2017 : FILAN-KEVITRA MIITATRA TANY CHILI

Fivoriana indray mandeha isan-taona ataon'ny mpitondra jeneraly miaraka amin'ny Lehim-paritra rehetra ato amin'ny Fikambanana. Fotoana ifanakalozana traikefa, handinihana miaraka ny fiainana sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana

Rattaché à Tahiri / Misongadina

VAOVAO FARANY...''mba hananan'izy ireo fiainana be dia be'' (Joany 10, 10)

manao izay hahazoana, mahay manavaka ary mampitombo ny tsimoky ny fiombonana sy ny fanantenana efa eo... (Fitsipi-piainana XXVII) >> TSINDRIO NY SARY !

Rattaché à Tahiri / Misongadina

TSINGERINTAONA FAHA -40 N'NY SOEURS DU CHRIST UNION MYSTERIUM CHRISTI

Ny tantaran'ny Fiombonantsika dia maka toerana eo amin'ny tantaran'ny an'ny vahoakan'Andriamanitra,ny Fiangonana...Misterin'ny Fanekem-pihavanana amin'Andriamanitra sy ny olombelona ao amin'i Kristy. Ny ezaka fampivondronana mba vitantsika dia fitaovana entiny hampandrosoana ny asany .... ‘HAMPIVONDRONA NY ZAVATRA REHETRA AO AMIN'NY FILOHA TOKANA : I KRISTY' (Eph. 1,10) (Lalàm-panorenana - Zava-niseho mpanorina)

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Voairaka hanompo ny fiombonana...

Amin'izay rehetra misy antsika dia ho ''famantarana ny fampifandraisana napetrak'i Kristy eo amin'ny olona... anatin'ny vahoaka sy ny Fiangonana... na salama na marary''... (Fitsipi-piainana 10)

Rattaché à Tahiri / Misongadina

CAMEROUN : 14 Nôvambra 2015 Dingana vaovao iray eo amin'ny fiainan'ny Reziô...

Tao Nkongsamba no nihaona ny masera rehetran'ny Reziô Cameroun ny 14 Nôvambra. Eo am-panombohana ny fe-potoam-piasany ny Fitondrana Jeneraly,tonga taty Cameroun Masera Emérentienne, Lehibe Jeneraly, sy Masera Claudie, Mpanolon-tsaina mba hihaona amindry masera any amin'ny toerana anatanterahany ny asam-panirahana sy nametraka amin'ny andraikiny ny Lehibe Reziônaly vaovao, Masera Mamy Viviane, sy ny mpanolon-tsaina azy.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

SOEURS DU CHRIST : IRAHINA ANY MADAGASIKARA ny asan'ny famindram-po ara-batana sy ara-panahy...

"Sokafy ny masontsika hijery ny fahorian'izao tontolo izao, ny ratra... ary mahatsapa ho voaantso ve isika handre ny tarainan'izy ireo mitady fanampiana... "

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Fihaonambe Faratampony andiany faha-8 n'ny Soeurs du Christ ny 22 jona hatramin'ny 17 jolay 2015 -

33 ny mpandray anjara avy any : Cameroun, Chili, Madagasikara, Angleterre, Belgique, Italie, Frantsa ; tonga hifanakalo hevitra mikasika ny zava-misy any amin'ny tany niaviany sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana. Manoritsoritra ny sori-dàlan-kiasana ho an'ny enin-taona manaraka. Voafidy ny Lehibe Jeneraly sy ny Mpanolon-tsaina azy ho an'ny fitondrana ho avy.

Rattaché à Tahiri / Misongadina