Ny 22 desambra 2012, nankalaza fety ny paroasin'i Masindahy Laurent-n'i Longavi : solontenan'ny fiangonana maro avy any ambanivohitra, mponin'I Longavi, solontenan'ny relijiozin'ny faritra, ny “Associés”- n'i Longavi ary ny ampahany maro tamin'ny Soeurs du Christ teo amin'ny Provinsy no niara-niangona nisaotra an'Andriamanitra noho ny 25 taona nipetrahan'ny Soeurs du Christ teo amin'ny kôminina.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina