Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Marsa 2018 : vaovaon'ny asam-panirahanay aty ANDONAKA

ANDONAKA na ihany koa AMBINANIROA ANDONAKA dia tanàna eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO, ao amin'ny tany lemaka vakivakian'ny reniranon'i Zomandao izay mampalonaka azy.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

2019 Voavoan'i (MADAGASIKARA)

>> AKON'NY FAHA-150 TAONAN'NY PAROASY MASINDAHY JOSEFA MAHAMASINA - ANTANANARIVO

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena

Masera tanora vita voady ara-pe-potoana, any Eorôpa, fotoana ‘'iverenana amin'ny loharano sy ny tantaran'ny Fikambanana'' ...

Fotoana iray handalinana ny fahalalàna ireo Mpampianatra ara-panahy sy ireo fikambanana nipoirana izay nitambatra tamin'ny taona 1976... 6 volana hamangiana ireo ‘'toerana mitahiry fahatsiarovana'', ao Frantsa sy Italia... eo ihany koa ny fidirana amin'ny kôminôte sy izaràna ny fianinany sy ny iraka sahaniny...

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena