Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Avondrona

ho an'ny fanirahana amin'ny anaran'i Kristy.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay

Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana

Tao amin' ny kôminôten' ny Roma, ny 17 ka hatramin' ny 22 jiona 2024: hafalianan' ny fandraisana...hafalian' ny fijoroana ho vavolombelona... hafalian' ny fifampizarana...ary fanantenana izay teraka...

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

CAMEROUN

Fifandraisana : solangeravao@gmail.com

Rattaché à Ny toeram-piasantsika

Cameroun

Taty Cameroun, tamim-pahavitrihana sy fifaliana no nankalazainay ny fanokafana ny Jobilin’ ny faha-50 taonan'ny Fikambanan’ny Maseran’i Kristy. Ity andro tsy hay hadinoina ity dia nanomboka tamin'ny lanonana fandrehetana labozia mampihetsi-po teo amin'ny fidirana amin'ny fankalazana ny Eokaristia, mariky ny fahazavana sy ny fanantenana, fifaliana lehibe sy fankasitrahana noho ireo taona maro nanompoana sy nanokan-tena ny Fikambanana ato amin'ny Fiangonana sy manerana izao tontolo izao.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona

CAMEROUN : 14 Nôvambra 2015 Dingana vaovao iray eo amin'ny fiainan'ny Reziô...

Tao Nkongsamba no nihaona ny masera rehetran'ny Reziô Cameroun ny 14 Nôvambra. Eo am-panombohana ny fe-potoam-piasany ny Fitondrana Jeneraly,tonga taty Cameroun Masera Emérentienne, Lehibe Jeneraly, sy Masera Claudie, Mpanolon-tsaina mba hihaona amindry masera any amin'ny toerana anatanterahany ny asam-panirahana sy nametraka amin'ny andraikiny ny Lehibe Reziônaly vaovao, Masera Mamy Viviane, sy ny mpanolon-tsaina azy.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

CAMEROUN : Fampandehanana indray ny hôpitalin’ny Ngovayang misy ny Pigmées

Mgr Damase ATANGANA, evekan’i KRIBI Atsimon’i Cameroun, nanao antso maika tamin’ny Fikambanantsika izy mba hiandraikitra ny hôpitalin’ny Diosezy any amin’ny ambanivohitry NGOVAYANG, anivon’ny ala mikitroka faritra Atsimon’i Cameroun

Rattaché à Ny tetikasantsika

CAMEROUN : Mamerina amin’ny laoniny ny hôpitalin’ny Ngovayang sy ireo trano isan-karazany.

Ny fisokafana ofisialy dia vinavinaina amin’ny volana Septembra 2022 fa betsaka ny fanarenana mba hahafahana hampiasa io toerana io indray.

Rattaché à Ny tetikasantsika

Cameroun : Masera Rillindis

"Amin’ny andraikitra tontosaiko dia manampy ny olona fotsiny aho mba hiara-miasa bebe kokoa"

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CAMEROUN / Voairaka hanompo ny fiombonana...