Cameroun — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Cameroun

L'ouverture du jubilé des 50 ans de la Congrégation des Sœurs du Christ au Cameroun

Taty Cameroun, tamim-pahavitrihana sy fifaliana no nankalazainay ny fanokafana
ny Jobilin’ ny faha-50 taonan'ny Fikambanan’ny Maseran’i Kristy.
Ity andro tsy hay hadinoina ity dia nanomboka tamin'ny lanonana fandrehetana
labozia mampihetsi-po teo amin'ny fidirana amin'ny fankalazana ny Eokaristia, mariky
ny fahazavana sy ny fanantenana, fifaliana lehibe sy fankasitrahana noho ireo taona maro
nanompoana sy nanokan-tena ny Fikambanana ato amin'ny Fiangonana sy manerana izao tontolo izao.

Fivahinianana masina tany Mbouda - Kamerona

Ny fivahinianana masina nokarakaraina ho ampahany amin'ny Jobily Volamenan'ny Fikambantsika, masera Anabavin'i Kristy, tany Mbouda, izay nisy ny iray tamin'ireo ankahonam-piainana voalohany tao Kamerona.

Lire la suite…

Fankalazana ny fahadimampolo taonan'ny maseran'i Kristy

Fotoana mahery vaika ny fankalazana, izay nanehoan'ny hira sy ny vavaka ny firaisankina sy ny fanoloran-tenanay hiara-hiaina.

Lire la suite…