Ny fanirahana anay
toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena
« ... manatanteraka ny fanirahana antsika, toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena isika ampiraisin'ny fatoram-pitiavana sy ny fanekena ... » (làlam-panor 10)
fivorian'ny mpitondra Fikambanana eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena
Ny Filan-kevitra miitatra dia mihaona isan-taona ary manambatra ireo masera tompon'andraikitra ao amin'ny Fitondrana/Mpanentana any amin'ny firenena samy hafa misy ny fikambanana
