Ny dingam-piofanana — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Ny dingam-piofanana

"ny miofana dianteraka ao amin'ny fandaharan' Andriamanitra momba antsika... dia miova miandalana hanana ny maha izy antsika isika mba ho afa-mirotsaka amin'ny asa fanorenana tontolo mendrika kokoa ny olombelona. (Fitsipi-piainana 64)

Ny Postulat 

Ny nôvisia (2 taona) :

fotoana ianarana ny fiainan-drelijiozy, ny vavaka, ny fiainana ao amin’ny ankohonam-piainana izay miafara amin’ny firotsahana ao amin’ny fikambanana , mandritra ny 3 taona izay azo havaozina ary ny fanirahana ho an’ny amin’ny kôminôte.

Ny taona manaraka ny nôvisia (6 ka hatramin’ny 9 taona):

fotoana fizarana ao amin’ny Fikambanana sy ny fanamafisana ny fiantsoan’Andriamanitra izay miafara amin’ny fanaovana voady mandrakizay.

Juniorat : Taona iray hihofanana, hihomanana alohan'ny voady farany

TAONA IRAY HO AN’NY ANDRANA IRAISAM-PIRENENA Sy ‘’iverenana amin’ny loharano sy ny tantaran’ny Fikambanana’’

FANKALAZANA NY VOADY

2021 MADAGASIKARA

2021 CAMEROUN

2021 EOROPA

Voady Mandrakizay Masera Elisabeth tao Grenoble (FRANTSA)