Delegasiôna KAMERONA — Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Delegasiôna KAMERONA

TIKO Collège

Ny 24 marsa 2018 : ny Faritra Cameroun niova ho Delegasiôna Cameroun,

Eo ambany fiandraiketan’ny Lehibe Jeneraly mivantana sy ny mpanolon-tsaina azy : ny Delege ho an’i Cameroun dia masera Solange

Miasa amina kôminôte  4 ry masera : 2 amin’ny faritra miteny anglisy ary  2 amin’ny  miteny anglisy.

'Eo anivon’ny fahasamihafan’ny fanomezam-pahasoavana dia samy mandray anjara amin’ny asam-panirahana, araka ny fahafahany ny tsirairay amin’ny vavaka sy ny asa na salama na marary’ (Lalamp 10)

miaraka amin’ny tanora amin’ny fanabeazana
pastoraly sy fanentanana fikambanana masina
fitsaboana marary, ny asa sôsialy sy ny fampiofanana ny tovovavy
amin’ny fitantanana ara-panahy

VINAVINA 2022 Kôminôte vaovao any amin’ny fonenan’ny Pigmées

endriky ny Delegasiona