Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 323 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Ny toeram-piasantsika

Fifandraisana CAMEROUN : chimngue06@gmail.com SILIA : mariaelenavega555@gmail.com EOROPA : mchlandry@yahoo.fr MADAGASIKARA : ravaoarisoasimone@yahoo.fr taty MADAGASIKARA : Soeurs du CHRIST 101 AMPARIBE ANTANANARIVO

Laretirety fanao isan-taona

Ny fiantam-panahy notantenrahina día nahafahan’ny tsirairay nanovo hery, nanamafy ny Finoana ary nandray ny fahasoavana vaovao mba hanohizana ny asam-panirahana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

Filankevitra Itarina 2026

“Avaoziko ny zavatra rehetra” (Ap. 21, 5)

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Fikambanana

Rehefa lasa loharanon'aina ny traikefa

"Mihamafy ny fifamatorana amin'ny fizarana traikefa amin'ny hafa, ary miaraka amin'izay koa, mampanankarena antsika amin'ny fandraisana ny fiainan'izy ireo amim- pankasitrahana." (María Luisa)

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Fikambanana

UNION INTERNATIONALE DES SUPERIEURES GENERALES

Rattaché à Fikirana / mpiara-miasa

Fivahinianana masina nataon'ny delegasionan'ny Maseran'i Kristy tany Chillan

Hofahatsiarovana ny tantara ho antsika sy hisaorana an’Andriamanitra noho ny lova misionera navelan'ireo Maseran’ny Providence avy any Corenc,frantsay, izay tonga tao Chillan tamin'ny 1903.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili

Fanitarana ny librairien’ny diosezy Ihosy

Amin’izao fotoana izao dia i Masera Kristy no miasa sy miandraikitra ny librairie.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

FANDALOVAN’I RAHAVAVY ARMELLE RASOARIVELO TATY REQUEGUA 1996 - 2011

Tsy isalasalana fa namela marika tsy hay fafana ny diany naharitra sy midadasika nandritra ny fotoana nandalovany tao amin'ny ankohonam-piaraha-monina Requegua, CHILI.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili