Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 327 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Mizara

"raisintsika ny aina, ny hafa, izao tontolo izao sy ny soaioaviny, tsy hoe mba hananana azy, fa toy ny fanomezana HOZARAINA." (Fitsipi-piainana 35)

Rattaché à Iza moa isika? / Ny asam-panirahantsika

Fanombohana mahafinaritra feno finoana, fanantenana ary fankasitrahana!

Tao amin'ny toriteniny, ny Kardinaly CHOMALI dia nanasongadina ny asa manan-danja ataon-dry maseran'i Kristy eto amin'izao tontolo izao, indrindra fa aty Chili, nisaotra azy ireo tamin'ity asa fanompoana ity izy ary namporisika azy ireo hanohy haharitra amin'ny asa fitoriana sy fitoriana ataony

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili

Fivahinianana masina tany Mbouda - Kamerona

Ny fivahinianana masina nokarakaraina ho ampahany amin'ny Jobily Volamenan'ny Fikambantsika, masera Anabavin'i Kristy, tany Mbouda, izay nisy ny iray tamin'ireo ankahonam-piainana voalohany tao Kamerona.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Cameroun

VOADY VOALOHAN’NY RELIGIOZY

Ny Soeurs du Christ ato amin’ny Delegasionan’ i Cameroun día faly hankalaza ny voady voalohan’ ny novisy: JACQUELINE, SHIRON ATEM et YOLANDE REINE

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CAMEROUN

DELEGASIONA EOROPA : Aangletera - Frantsa - Italia

Fifandraisana Eoropa : >>>> mamagnier@yahoo.es

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

Feo

Fihatahana masina mahafinaritra ao anatin'ny fahanginana sy ny fisaintsainana - Faritra Eoropa

Ny fiatahana masina dia narahan'ny alim-bavaka izay nahatsiarovana ny tranga mpanorina ny Fikambanana’ny Sœurs du Christ, teraka tamin'ny 1976, nanamarika ny fiombonan’ireo fikambanana 7 niandohana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Europe