Manambara amin’alahelo aminareo izahay ny fahalasanan'ny Rahavavy May MAGENIS, avy ao amin'ny ankohonam-piainana Sittingbourne, ny maraina teo, teo amin’ny faha 94 taonany, 72 taona naha relijiozy azy.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Europe
"Mihamafy ny fifamatorana amin'ny fizarana traikefa amin'ny hafa, ary miaraka amin'izay koa, mampanankarena antsika amin'ny fandraisana ny fiainan'izy ireo amim- pankasitrahana." (María Luisa)
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Fikambanana
masera Sylvia, Margueritte ary Christine dia nankalaza ny jobily volafotsy, izay efa 25 taona sahady.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
EOROPA
Izay nolazain'ny reninay taminay...
Nanomboka tamin'ny taonjato faha-16 ka hatramin'ny taonjato faha-21
Ny olona dia miparitaka ... Andriamanitra manangona ...