Fotoana iray handalinana ny fahalalàna ireo Mpampianatra ara-panahy sy ireo fikambanana nipoirana izay nitambatra tamin'ny taona 1976... 6 volana hamangiana ireo ‘'toerana mitahiry fahatsiarovana'', ao Frantsa sy Italia... eo ihany koa ny fidirana amin'ny kôminôte sy izaràna ny fianinany sy ny iraka sahaniny...
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena
« ... manatanteraka ny fanirahana antsika, toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena isika ampiraisin'ny fatoram-pitiavana sy ny fanekena ... » (làlam-panor 10)
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
Hatramin'ny 9 taona, ny vondron'ny AMIF (Amitié Madagascar / Ile de France) mampiroborobo asa feno firaisan-kina miaraka amin'ny manam-pahefana ao an-toerana sy ny les Soeurs du Christ : ''Rano, aina''
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Janoary sy Febroary 2016 : niaraka izahay, nihaona sy nifampitafa tamin'ny olona, nanao fifampizarana ary fiaraha-mivavaka
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay