Shiron, Yolande ary Jacqueline día nanolo-tena tamin'ny fanaovana "Eny", tahaka an'i Maria Virjiny tamin'ny Tompo, ato amin’ny fikambanantsika Soeurs du Christ.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CAMEROUN
Jobily tao Merdrignac andry masera Anne Marie sy Madeleine, nanavao ny voady izy ireo taorian’ny 70 taona nanononana azy ! Masera Marie Etienne sy Christiane, taorian’ny 60 taona ny fiainana maha relijiozy azy ireo !
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
EOROPA
Nankalaza ny faha-50 taonan’ny naha-relijiozy azy Sr. Jeanine Couffin, nanotrona azy tamin’izany ny ankohonam-piainana misy azy sy ireo masera avy amin’ny akohonam-piainana akaiky anay indrindra dia ry masera Thérèse Quoc avy amin’ny akohonam-piainana Sainte Sigolène sy Sr. Monique Monceau, avy ao amin'ny akohonam-piainana Retournac.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
EOROPA