Masera Emerentienne, lehibe Jeneraly ato amin’ny Fikambanan-dry maseran'i Kristy, dia nandray an'i Odette ho novisy tamin-kafanam-po sy hatsaram-panahy. Ity fandraisana ity dia maneho ny fanombohan'ny dingana vaovao...
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CAMEROUN
Prieuré Saint Thomas, trano fandraisana olona sy ivon-toerana ho an’ny ara-panahy n’ny Soeurs du Christ (FRANTSA). Nanaovana asa goavana ny 2005 fa mbola be no tsy vita indrindra mikasika ireo trano tranainy andraisana olona sahirana. Mamparefo ny fijerena ny ho avy ny fahavitsian’ny olona tonga vokatry ny valanaretina covid
Rattaché à
Ny tetikasantsika
Tamin'ny sabotsy 06 desambra 2025 lasa teo, nivory nanao fihatahana ara-panahy nandritry ny andro ireo relijiozy lahy sy vavy avy amin’ny faritra afovoan’ny diosezin’Ihosy tao Ampandratokana, tao amin-dry masera Clarisa.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Madagasikara
Ny tantaran'ny Fiombonantsika dia maka toerana eo amin'ny tantaran'ny an'ny vahoakan'Andriamanitra,ny Fiangonana...Misterin'ny Fanekem-pihavanana amin'Andriamanitra sy ny olombelona ao amin'i Kristy. Ny ezaka fampivondronana mba vitantsika dia fitaovana entiny hampandrosoana ny asany ....
‘HAMPIVONDRONA NY ZAVATRA REHETRA AO AMIN'NY FILOHA TOKANA : I KRISTY' (Eph. 1,10)
(Lalàm-panorenana - Zava-niseho mpanorina)
Rattaché à
Tahiri
/
Iza moa izahay ?