Malagasy

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 314 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

VIDEO : Soeur du Christ, iza no andriamanitrao ?

Mihatrika ny fahasamiafana !

Rattaché à Iza moa isika?

1976 - 2026: Jobily faha 50 taona

Hatramin’izay dimampolo taona izay, dia nanohy ny lalana araka izay nirian'Andriamanitra isika, miaraka amin'ny Fitokisana, Finoana ary Fanantenana, miasa eo anivon'izao tontolo izao izay sady mizarazara no miezaka mirona mankany amin'ny Fiombonana, amin'ny tsy fivadihana amin'ny Fanomezam-pahasoavana: "Sœurs du Christ, Union Mysterium Christi, ankatoavintsika ao amin'ny tantarantsika ny asan’ny Fanahy izay miantso antsika ho VAVOLOMBELON’I KRISTY FOTOTRA sy MPANATONTOSA ny FIOMBONANA, Ary avy amin’izany no ampidirana antsika ao amin’ny ivon’ny Fikasan’ ny Ray dia ny : “Hampivondrona izao Rehetra izao eo ambany Filoha tokana, dia Kristy" (Ef 1,10) Ilay Andriamanitra Raintsika dia mampandray anjara antsika amin' ny Fikasany mba hanangona ireo zanany mielipatrana ho IRAY sy ny fisantarana ny FAHARIANA VAOVAO.

Madagasikara

Tamin'ny 6 Aogositra 2025, día maro ireo ankohonam-piainana, mpiara-miombon’antoka ary mpino niara-nankalaza ny Lamesa manetriketrika nanokafana ny Jobilin’ny faha-50 taonan'ny Fikambanan’ny maseran'i Kristy. Ity fankalazana ity dia niaina tao anatin'ny fanahin'ny fiombonana sy ny fankasitrahana noho ny dingana nolalovana nandritra ny 50 taona lasa teo amin'ny fanompoana ny Fiangonana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona

KAMERONA « Miditra amin’ny fifandraisana amin’ny andaniny sy ankilany »

Na inona na inona ataontsika , raha eo anivon’ny fiainantsika i Jesoa dia mahary fifandraisana mifanojo isika ary misy dikany ny fanokanantenantsika.

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CAMEROUN / Voairaka hanompo ny fiombonana...

Avy amin´ny Kôminôten’ny Rome Fifaliana, fifaliana, fifaliana ...fanantenana

Tao amin' ny kôminôten' ny Roma, ny 17 ka hatramin' ny 22 jiona 2024: hafalianan' ny fandraisana...hafalian' ny fijoroana ho vavolombelona... hafalian' ny fifampizarana...ary fanantenana izay teraka...

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / EOROPA

Tonga Lahika Mpiara-dia

Misy kristianina hafa miara-dia aminy mba hiaina araka ny Fanahy iray ao amin’ny Fikambanana. Rehefa tafiditra ao amin'ny fianakavian'ireo rahavavy izy ireo, antsoina hoe lahika mpiara-dia izy ireny.

Rattaché à Mankany amin'ny safidin'ny fiainana