Ny marainan'ny 3 aogositre 2013 lasa teo tokoa mantsy i masera SHAVNYUY Yvette no nananao, an-kalahana sy an-kafaliana, ny voadin'ny Fahantrana, Fahadiovana ary Fanekena, mariky ny fanokanatenany hanara-dia akaiky kokoa an'i Kristy ato amin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
TENY FANEVA ENTINA MANDRITRY NY TAOM-PIANARANA 2013-2014
“Mitory ny vaovao mahafaly amin'ny fampianarana sy ny fanabeazana, ny ankizy sy ny kolontsainy. Entanim-pinoana mampirindra , manatsara ny fifandraisana ao amin'ny fanabeazana, hampijoro ny maha-olona manontolo ho tompon'andraikitra”
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Relijiozy lahy sy vavy 17 avy amin'ny Fikambanana samihafa manerana ny distrika no nandray anjara.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Ahoana indray ny fahatsapan'i Mendrika ny fizotry ny Fety ?
Mitovy amin'izay efa voalaza teo aloha ihany fa saingy ny tiany nasongadina indrindra dia izao : “Nampiombona ny olon-drehetra tao anatin'ny hafaliana sy ny tsikitsiky ny Fety. Nanampy anay hiaina sy hanamafy ilay lohahevitra hoe : “FIANAKAVIANA MIHAVAO HATRANY”.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Ny 22 desambra 2012, nankalaza fety ny paroasin'i Masindahy Laurent-n'i Longavi : solontenan'ny fiangonana maro avy any ambanivohitra, mponin'I Longavi, solontenan'ny relijiozin'ny faritra, ny “Associés”- n'i Longavi ary ny ampahany maro tamin'ny Soeurs du Christ teo amin'ny Provinsy no niara-niangona nisaotra an'Andriamanitra noho ny 25 taona nipetrahan'ny Soeurs du Christ teo amin'ny kôminina.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Hafaliana ho an'ny provinsy Erôpa ny mandray azy ireo. Tsy ho ela dia ho avy ihany koa ny masera iray kameronezy hanao ny andram -piainana iraisam-pirenena eto Frantsa sy Italia.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Taorian'ny tany Vézelay tamin'ny 2008, dia nihaona tany Mazille indray ny vondrona avy any Dordogne, Picardie, faritra Lyon. Nanamarika izany ny fifampizarana, vavaka, fiaraha-misakafo.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Masera Françoise Caron, Filoha jeneralin'ny Fikambanan'ny Soeurs du Christ, nametraka ny rejiônaly masera Maria Luisa
sy ireo mpanolo-tsaina 3 : Masera Rillindis, Viviane ary Béatrice.
Ahitana ny endrika maha-iraisam-pirenena ny Fikambanana ity filan-kevitra ity : Siliana 1, Malagasy 2 ary Kameronezy 1.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
Dia hafaliana ho antsika indray ny fahatongavan'ireo masera tanora malagasy mpihofana amin'ity taona ity. Tonga tamin'ny 12 janoary izy ireo ary hijanona eto Frantsa mandritry ny 5 volana.
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
ny 17 ka hatramin'ny 19 may hariva no hanaovana izany any Epernon
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina