Sœurs du Christ — Sœurs du Christ

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 328 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Feo

HATRAMIN’NY SEPTAMBRA 2022 : MANOMBOKA MIASA KOMINOTE VAOVAO ANY NGOVAYANG

Mbola manify ny fitaovana fa ry masera kosa mavitrika. Ny asa voalohany dia ny fanentanana ny olona ny maha-zava-dehibe ny tobi-pahasalamana ho an’ny ainy.

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CAMEROUN / Voairaka hanompo ny fiombonana...

Fahatsiarovana ny tantara iombonantsika sady fisaorana an’Andriamanitra

Ny Fanahin'Andriamanitra dia eo amintsika mandrakariva... Manana zavatra tsy ampoizina ho antsika ny Fanahy Masina! Ny fisainan'Andriamanitra sy ny fitiavany dia tsy ho levona na oviana na oviana... Ny Fanahy Masina dia ho eo amin'ny dingana rehetra, mamporisika anareo mandrakariva amin'ny zava-baovao...

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Fikambanana

Fampiofanana vonjy taitra, Juniorat 2025-2026

Ity fiofanana ity dia hanampy azy ireo betsaka rehefa miatrika olona ao anatin'ny toe-javatra vonjy taitra sy tandindonin-doza izy ireo.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Fikambanana

FANDALOVAN’I RAHAVAVY ARMELLE RASOARIVELO TATY REQUEGUA 1996 - 2011

Tsy isalasalana fa namela marika tsy hay fafana ny diany naharitra sy midadasika nandritra ny fotoana nandalovany tao amin'ny ankohonam-piaraha-monina Requegua, CHILI.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili

Ny Sœurs du Christ

...fikambanana sady tranainy no vaovao !

Rattaché à Iza moa isika?

CHILI : Nofy sy fanantenana tontolo mendrika no vinan’ny mpanabe

"Ny fanabeazana no fiadiana mahery vaika afaka ampiasainao hanovana izao tontolo izao " (Nelson Mandela)

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CHILI

Laretirety fanao isan-taona

Ny fiantam-panahy notantenrahina día nahafahan’ny tsirairay nanovo hery, nanamafy ny Finoana ary nandray ny fahasoavana vaovao mba hanohizana ny asam-panirahana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara