Résultats de recherche Il y a 321 éléments qui correspondent à vos termes de recherche. Filtrer les résultats Type d'élément Sélectionner tout/rien Album Photos Page Don en Ligne Événement Fichier Dossier Lien Actualité Page portlet Son Plugin de Paiement Stripe Vidéo Éléments créés depuis Hier La semaine dernière Le mois dernier Toujours Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement Tamin'ny volana desambra 2012 lasa teo no tonga teto Frantsa ireo masera tanora malagasy, miisa 11 mirahavavy. Hafaliana ho an'ny provinsy Erôpa ny mandray azy ireo. Tsy ho ela dia ho avy ihany koa ny masera iray kameronezy hanao ny andram -piainana iraisam-pirenena eto Frantsa sy Italia. Rattaché à Tahiri / Misongadina TAOM-PIKATROHANA SY FIVERENANA ANDOHARANO 2016-2017 mandritra ny herintaona, masera dimy no niaina ity dingana lehibe ity Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena TAONA IRAY HO AN’NY ANDRANA IRAISAM-PIRENENA Sy ‘’iverenana amin’ny loharano sy ny tantaran’ny Fikambanana’’ Rattaché à Mankany amin'ny safidin'ny fiainana / Tonga Sœur du Christ / Jereo Videos Taratasy azo alaina titre Rattaché à Tahiri / edito Tonga Lahika Mpiara-dia Misy kristianina hafa miara-dia aminy mba hiaina araka ny Fanahy iray ao amin’ny Fikambanana. Rehefa tafiditra ao amin'ny fianakavian'ireo rahavavy izy ireo, antsoina hoe lahika mpiara-dia izy ireny. Rattaché à Mankany amin'ny safidin'ny fiainana Tonga Sœur du Christ Ianaranay hiainana manokana amin’ny, ny hevitry ny famelan-keloka , ny fampihavanana, ary ny fitiavana, izao ho Vavolombelon’i Jesoa Kristy, loharanon’ny firaisana Rattaché à Mankany amin'ny safidin'ny fiainana Tonga Soeur du Christ Rattaché à Tahiri / Tonga Soeur du Christ Tonga Soeur du Christ Rattaché à Tahiri Toy ny fitombon’ ny hafaliana rehefa zaraina ! Ity andro ity dia fotoana iray hanitatra ny toerana misy ny tranolaintsika, hahatsapantsika fa anisan'ny Vatana iray ihany, misokatra ho an'ireo manodidina antsika. Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Europe « 10 éléments précédents 10 éléments suivants » 1 ... 26 27 28 29 30 31 32 33