Sœurs du Christ — Sœurs du Christ

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 328 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Nankalaza ny faha-49 taona izahay tamin’ny lamesa fanirahana ny Solontena sy ny ekipany aty Chili.

Ny 27 Desambra dia daty tena manan-danja ho an'ny Fikambanana. Rehefa mankalaza ny faha-49 taonan' ny Masera’i Kristy - Union Mysterium Christi isika ary miditra amin'ny taonan- Jobily amin'ny faha-50 taonan'ny fikambanana, tao amin'ny ' ankohonam-piainan’i La Florida, dia mankalaza ny fanirahana ny Solontena sy ny ekipany ihany koa izahay.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Chili

Nifarana ny fankalazana ny faha 40 taonan’ny lisea Pierre Chanel

Ny andro voalohany, nisy ny diabe namakivaky ny tanana niarahan’ny mpanabe sy ny mpianatra. Fifaninana ara-panatanjahan-tena kosa ny tolakandro.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

Ny 14 hatramin'ny 16 septambra 2012

Taorian'ny tany Vézelay tamin'ny 2008, dia nihaona tany Mazille indray ny vondrona avy any Dordogne, Picardie, faritra Lyon. Nanamarika izany ny fifampizarana, vavaka, fiaraha-misakafo.

Rattaché à Tahiri / Misongadina

Ny dingam-piofanana

Ny Postulat - Ny nôvisia (2 taona) - Ny taona manaraka ny nôvisia (6 ka hatramin’ny 9 taona) >> Juniorat : Taona iray hihofanana, hihomanana alohan'ny voady farany

Rattaché à Mankany amin'ny safidin'ny fiainana / Tonga Sœur du Christ

Ny dingam-piofanana

"ny miofana dianteraka ao amin'ny fandaharan' Andriamanitra momba antsika... dia miova miandalana hanana ny maha izy antsika isika mba ho afa-mirotsaka amin'ny asa fanorenana tontolo mendrika kokoa ny olombelona. (Fitsipi-piainana 64)

Rattaché à Mankany amin'ny safidin'ny fiainana / Tonga Sœur du Christ

Ny fanirahana anay

Ny kôminôte-nay dia mivondrona sy irahina mba hiaina ny fanirahana eo anivon'izao tontolo izao : famantarana ny fiombonana izay natombok'i Kristy eo amin'ny olombelona.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay