Sœurs du Christ — Sœurs du Christ

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 328 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Lamesa fisaorana noho ny fiainan'ny rahavavy Tugdual

Rahavavy Tugdual, zokibenay, izay nodimandry fotoana fohy taorian'ny nankalazana ny faha-106 taonany tamin'ny 9 Febroary.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Europe

Laretirety fanao isan-taona

Ny fiantam-panahy notantenrahina día nahafahan’ny tsirairay nanovo hery, nanamafy ny Finoana ary nandray ny fahasoavana vaovao mba hanohizana ny asam-panirahana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona / Madagasikara

Madagasikara

Tamin'ny 6 Aogositra 2025, día maro ireo ankohonam-piainana, mpiara-miombon’antoka ary mpino niara-nankalaza ny Lamesa manetriketrika nanokafana ny Jobilin’ny faha-50 taonan'ny Fikambanan’ny maseran'i Kristy. Ity fankalazana ity dia niaina tao anatin'ny fanahin'ny fiombonana sy ny fankasitrahana noho ny dingana nolalovana nandritra ny 50 taona lasa teo amin'ny fanompoana ny Fiangonana.

Rattaché à 1976 - 2026: Jobily faha 50 taona

MADAGASIKARA

Fifandraisana : ravaoarisoasimone@yahoo.fr

Rattaché à Ny toeram-piasantsika

MADAGASIKARA : Tantaran’i Synthia

KôminôteAmbatolampy – Accueil (MADAGASIKARA) - andram-pitsanganan-ko velona io ho an’ilay fiainakaviana, Tantaran’i Synthia : rehefa mivory dia afaka manao fahagagana!

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / MADAGASIKARA / Voairaka hanompo ny fiombonana...