"Mampitombo ny tsimoky ni fiombonana sy ny fanantenana efa eo amin'ny toe-piainan'ny olombelona... mitory an'i Jesoa Kristy, Lalan'ny FAMPIHAVANANA" (Fitsipi-Piainana)
Rattaché à
Iza moa isika?
/
Ny asam-panirahantsika
Fivoriana indray mandeha isan-taona ataon'ny mpitondra jeneraly miaraka amin'ny Lehim-paritra rehetra ato amin'ny Fikambanana. Fotoana ifanakalozana traikefa, handinihana miaraka ny fiainana sy ny asam-panirahan'ny Fikambanana
Rattaché à
Tahiri
/
Misongadina
ANDONAKA na ihany koa AMBINANIROA
ANDONAKA dia tanàna eo amin'ny 470 km miala ny renivohitra ANTANANARIVO, ao amin'ny tany lemaka vakivakian'ny reniranon'i Zomandao izay mampalonaka azy.
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
firenena
Fotoana iray handalinana ny fahalalàna ireo Mpampianatra ara-panahy sy ireo fikambanana nipoirana izay nitambatra tamin'ny taona 1976... 6 volana hamangiana ireo ‘'toerana mitahiry fahatsiarovana'', ao Frantsa sy Italia... eo ihany koa ny fidirana amin'ny kôminôte sy izaràna ny fianinany sy ny iraka sahaniny...
Rattaché à
Tahiri
/
Ny fanirahana anay
/
toy ny rantsam-batana apôstôlika iraisam-pirenena
Masera Mirella Riquelme, Maria Angelica Coloma, Anita Rojas ary Pilar Zamorano niomana ho amin'ny asa fitoriana ny sabotsy 19 Ôktôbra 2024 tao amin'ny ankohonam-piainan'i Graneros.
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CHILI