“Miaraka, Andao handeha lavidavitra kokoa”
“... dia hanao dingana vaovao amin'ny maha VATANA iray « Sœurs du Christ »
antsika isika. Ary hihaino tsy tapaka hatrany ny antso mba "hielipatrana", "hanitatra ny ambaindain’ny lasintsika" ».
Miara-miditra ankafaliana lehibe, feno hevibaovao maro, amin'ny fankalazana ny faha-50 taonantsika isika.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
Ao anatin’ny fahasamihafan’ny fiantsoana azy tsirairay avy, ny mpiara-miasa sy ny rahavavin’i Kristy dia mifampanan-karena amin’ny fanalefahana sy ny fiainana ny asa soa.
Rattaché à
Mankany amin'ny safidin'ny fiainana
Masera Emerentienne, lehibe Jeneraly ato amin’ny Fikambanan-dry maseran'i Kristy, dia nandray an'i Odette ho novisy tamin-kafanam-po sy hatsaram-panahy. Ity fandraisana ity dia maneho ny fanombohan'ny dingana vaovao...
Rattaché à
Ny toeram-piasantsika
/
CAMEROUN
Prieuré Saint Thomas, trano fandraisana olona sy ivon-toerana ho an’ny ara-panahy n’ny Soeurs du Christ (FRANTSA). Nanaovana asa goavana ny 2005 fa mbola be no tsy vita indrindra mikasika ireo trano tranainy andraisana olona sahirana. Mamparefo ny fijerena ny ho avy ny fahavitsian’ny olona tonga vokatry ny valanaretina covid
Rattaché à
Ny tetikasantsika
Tamin'ny sabotsy 06 desambra 2025 lasa teo, nivory nanao fihatahana ara-panahy nandritry ny andro ireo relijiozy lahy sy vavy avy amin’ny faritra afovoan’ny diosezin’Ihosy tao Ampandratokana, tao amin-dry masera Clarisa.
Rattaché à
1976 - 2026: Jobily faha 50 taona
/
Madagasikara