Sœurs du Christ — Sœurs du Christ

Aller au contenu. | Aller à la navigation

Outils personnels

Résultats de recherche

Il y a 317 éléments qui correspondent à vos termes de recherche.
Filtrer les résultats
Type d'élément













Éléments créés depuis



Trier par pertinence · date (le plus récent en premier) · alphabétiquement

Ny zava-niseho mpanorina

nasesiky ny Fanahy Masina nankaherezin'ny Fiangonana ny fikambanana fito izay namaka nandritra ny taonjato telo dia nifanatona dieny 1967 mba hahatongavana amin'ilay FEDERASIONA ny taona 1969 ary NY FIOMBONANA ny taona 1976

Rattaché à Tahiri / Iza moa izahay ?

ODETTE: ZAVA-BAOVAO AO AMIN'NY NOVISIA

Masera Emerentienne, lehibe Jeneraly ato amin’ny Fikambanan-dry maseran'i Kristy, dia nandray an'i Odette ho novisy tamin-kafanam-po sy hatsaram-panahy. Ity fandraisana ity dia maneho ny fanombohan'ny dingana vaovao...

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / CAMEROUN

Provinsy MADAGASIKARA

Fifandraisana :>>>> landyrivo15@gmail.com taty MADAGASIKARA : Soeurs du CHRIST 101 AMPARIBE - ANTANANARIVO

Rattaché à Ny toeram-piasantsika / MADAGASIKARA

Rio de Janeiro

Nandray anjara tamin'ny Fihaonam-Ben'ny Tanora Eran-tany tany Rio de Janeiro Masera Emma. Nisidina ho any Brezila izy ny 19 jolay.

Rattaché à Tahiri / Ny fanirahana anay / firenena